| Teny iditra | 1 manemina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Ohatra |
3 nanemina sy toa menamenatra ny tenako indray aho, nahatadidy ahy nivaninika sy pendimpendina eran' ny trano nanome azy izay zavatra notadiaviny.
[2.4#7]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 7 maminañe, manemina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|