Teny iditra manemitra ivelany (temitra, ivelany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mandany vola amin' olona any ivelan' ny tokantrano na ny ankohonana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay S' occuper des étrangers plus que de ses parents, c' est décorer l' extérieur de la maison et négliger l' intérieur [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31