|
|
|
|

Teny iditra1  mañempeña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] manakatona, mandrindrindra: Fotoañ'ampela mahia: fotoana atao varangaraña ampeñina (fanaovam-potoam- behivavy mahia ny fotoana atao nefa ny varavarana arindrina/akatona)

Fivaditsoratra  4  amempenan, mampaneñe, mañempeña, namempena

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29