Teny iditra manena (nena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To groan in pain or agony. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manena
Ny lasa : nanena
Ny hoavy : hanena
Filaza mandidy : manena

Teny iditra manena
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mivarotra any an-tsena [1.78]
  [Bara] Mitsena (vahiny) [1.78]

Teny iditra maneña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manontolo [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20