Teny iditra (1/2) | 1 manenatena |
Fototeny | 2 tenatena |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamely zavatra na olona na mandray namanapaka eo afovoa, eo antenatena |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] saisir, couper, partager, frapper, atteindre au milieu |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 manenatenà |
Fototeny | 11 tenatena |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenatena [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 manenatenà, manenatena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |