Teny iditra | 1 manendaka |
Fototeny | 2 endaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to flay, to peel off |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] écorcher, dépouiller |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 anakendam, manakenda, manakendà, manendaka, nandemaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |