Teny iditra |
manendrikendrika
(endrikendrika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To slander, to make insinuations against [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Calomnier [1.3, 1.8]
|
| Accuser de faux [1.3]
|
| Médire par insinuation [1.8]
|
Ohatra |
1 | Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao.
[2.895]
|
2 | Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe
[2.508]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manendrikendrika |
Ny lasa : |
nanendrikendrika |
Ny hoavy : |
hanendrikendrika |
Filaza mandidy : |
manendrikendreha |
|
|