Teny iditra (1/3) | 1 manendry |
Fototeny | 2 tendry |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona |
Tsipelina hafa | 5 manandry |
Teny iditra (2/3) | 6 manendry |
Fototeny | 7 tendry |
Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 15 manendry |
Fototeny | 16 tendry |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny |
Fivaditsoratra | 19 mandreny, manendry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |