Teny iditra | 1 manenika (henika) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manerana: Manenika an' izao tontolo izao Andriamanitra 4 Mameno: Manenika ny foko ny hafaliana 5 Mandrakotra: Manenika ny tanety ny valala [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny manenika io |
Fivaditsoratra | 10 ankamine, kinamena, mañanike, manenika, miankane |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |