|
|
|
|

Teny iditra1  manenika
Fototeny  2  henika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manerana: Manenika an' izao tontolo izao Andriamanitra
Mameno: Manenika ny foko ny hafaliana
Mandrakotra: Manenika ny tanety ny valala
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny manenika io

Fivaditsoratra  9  ankamine, kinamena, mañanike, manenika, miankane, nanaikem, nanimake

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21