Teny iditra | 1 mañeniky |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
maneso, mananihany manakiana 4 [1.78] [Tanosy] maneso, mandatsa |
Fototeny | 5 eniky |
Fivaditsoratra | 6 mañekiñy, mañeniky, minenaky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |