Teny iditra manenina (nenina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto
¶ Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to regret, to rue, to grieve at, to lament. [Richardson 1885]
 to regret, to repent [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se repentir, avoir des remords [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
manenina
nanenina
hanenina
menenèna
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra manenina (tenina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manenona [Rakotosaona 1972]

2010/05/05