Teny iditra (1/2) | 1 manenina |
Fototeny | 2 nenina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to regret 6 [1.2] to rue, to grieve at, to lament. 7 [1.7] to repent |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] se repentir, avoir des remords |
Ohatra |
9 Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina. [2.357#] 10 Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529#] |
Voambolana |
11 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny manenina io |
Teny iditra (2/2) | 19 manenina |
Fototeny | 20 tenina |
Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Tambahoaka]
manenona |
Fivaditsoratra | 23 manenina, nanemina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |