|
|
|
|

Teny iditra1  manenji-dresy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny olona mahita ny fahavoazan' ny hafa ka manararaotra izany hanampiana trotraka
Singan-teny  4  manenjika, resy
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny manenji-dresy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07