Teny iditra | manenji-dresy | |
Singan-teny | manenjika ; resy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona mahita ny fahavoazan' ny hafa ka manararaotra izany hanampiana trotraka [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manenji-dresy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |