Teny iditra | 1 manenjika |
Fototeny | 2 enjika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to pursue; to persecute |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] poursuivre; persécuter |
Ohatra |
7 Toa tsy maika, tsy manenjika fotoana, [2.576] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny manenjika io |
Fivaditsoratra | 17 manenjika, maninjake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |