Teny iditra (1/3) | 1 maneno |
Fototeny | 2 neno |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany? Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany... |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] To sound 6 [1.2] To crow, to sing, to chirp, to ring. 7 [1.7] To ring out |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3, 1.8] Sonner, retentir 9 [1.3] Produire un son, résonner, crier, chanter, braire |
Ohatra |
10 Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany. [2.470] |
Voambolana |
11 Feo |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny maneno io |
Teny iditra (2/3) | 26 mañeno |
Fototeny | 27 eno |
Sokajin-teny | 28 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
29 [1.78] [Taisaka, Sihanaka]
maneno |
Teny iditra (3/3) | 30 maneno |
Sokajin-teny | 31 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.78] [Taisaka]
mampiempo (tenoy) |
Fivaditsoratra | 33 anonem, mañeno, maneno, manone, menona, monena, monèna, nameno, nanemo, nanome, naonem, nomena, onenam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |