Teny iditra maneno akoho
Singan-teny maneno ; akoho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana fotoana maraimbe (toy izany koa ireto manaraka ireto: maneno akoho tokana, maneno sahona) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Cock crow in the morning [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Au chant du coq le matin [1.8]
 Au chant du coq : la nuit est aux deux tiers. [2.415]
Ohatra 
1Vao maneno akoho no lasa izy [1.1]
2Naneno akoho voalohany tamin' izay. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20