Teny iditra manentan-tsy ritra
Singan-teny manentana ; tsy ; ritra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona maimaika sy taitaitra, ka zavatra mbola tsy tonga amin' ny ilana azy akory dia lazaina fa vita, toy ny vary, na laoka mbola tsy ritra dia entanina na bataina hiala eo am-patana
(ara-bakiteny) Mibata vary na laoka ao am-bilany mbola tsy masaka na ritra) manao zavatra maimaika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07