Teny iditra | 1 manentsina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 tsentsina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana. 11 [1.13] manisy zavatra hanampenana lavaka |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.13] boucher |
Ohatra |
13 [2.424#] Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay 14 [2.4#] Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny manentsina io |
Fivaditsoratra | 16 manentsina, niantsenam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |