Teny iditra manerinerina (erinerina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miharihary eo amin' ny toerana avo sy mazava tsara: Manerinerina eo an-tampon' Antananarivo i Manjakamiadana [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20