Teny iditra mañeritsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] mieritreritra, misaina, mibanjina [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mieritreritra, misaina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañeritsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mibanjina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra maneritsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] maka tahaka amin'ny sangisangy [Rakotosaona 1972]

2010/05/06