Teny iditra maneseky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] manafaingana [Rakotosaona 1972]
  [Bara] manafaingana , mihoa-pampana (rano) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra maneseky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] mifanositosika [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mifanositosika, mifanitsaka, manery [Rakotosaona 1972]

2010/05/06