|
|
|
|

Teny iditra1  manesitany
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] mandroaka olona tsy honina amin'ny toerana iray na maro
4  [1.1] [manesi-tany] mampiala eo amin' ny tany iray
Voambolana  5  Pôlitika
Fototeny  6  sesitany

Fivaditsoratra  7  manesitany, nimatesany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21