|
|
|
|

Teny iditra1  manesitany
Fototeny  2  sesitany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  mandroaka olona tsy honina amin'ny toerana iray na maro [Betsimisaraka] [1.78]
5  [manesi-tany] mampiala eo amin' ny tany iray [1.1]
Voambolana  6  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12