Teny iditra | 1 manesotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manala amin' ny toerana misy azy: Antsoy i Beva hanesotra ireto entana ireto Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin' ny faran' ny volana Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben' ny Fivondronana tao Ananona |
Fototeny | 4 esotra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 manesotra, manoratse |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30 |
![]() |