Teny iditra manetro (etro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy (fiteny somary baranahiny) Misotro toaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay boire des alcools très forts [Boiteau 1997]
Endriteny 
manetro
nanetro
hanetro
manetroa

 
manetro
nanetro
hanetro
manetroa

2019/10/03