|
|
|
|

Teny iditra1  manetroka
Fototeny  2  setroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena
Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo
Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to give off much smoke
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] émettre beaucoup de fumée
Ohatra  7  Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny manetroka io

Fivaditsoratra  12  manetroka, mañotreka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21