|
|
|
|

Teny iditra1  manetry montotra
Singan-teny  2  manetry, montotra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mampietry izay avo mandondona
Ohatra  5  tsy misy manetry montotra aminy fanjaka'ko fa izany no manetry montotra, dia maty ko, hoy Andrianampoinimerina [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07