Teny iditra | 1 manetsika |
Fototeny | 2 hetsika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manova toerana: Aza manetsiketsi-tongotra Mampanonja; mampihevingevina, mampitopatopa: Manetsika ny ranomasina ny rivotra Mamoha, mampipoaka indray: Tsy tokony hanetsika iny raharaha iny intsony ianao Mampientana: Nanetsika ny foko loatra ilay hira tao Mahatonga, miteraka: Manetsika ny alahelony ny fahitana ny fasana ilevenan' ny zanany Mamadika, mamono lamba: Hanetsika an-dry Ramianoka sy Ratsizehena izahay, taona any |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] remuer, agiter, remettre sur le tapis |
Ohatra |
6 Hafa ny mozika mahafinaritra sy manetsika azy ankehitriny. [2.436#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 manatsike, manekatsy, mañetsaky, manetsika, mañitsake, mekanista |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |