Teny iditra manetsiketsika (hetsiketsika (hetsika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
manetsiketsika
manetsiketsik'
manetsiketsi-
nanetsiketsika
nanetsiketsik'
nanetsiketsi-
hanetsiketsika
hanetsiketsik'
hanetsiketsi-
Ohatra 
1Ny kintana alinalina, / Mambabo ny fanahy, / Mandravaka ny alina, / Manetsiketsika ahy! [Ny Avana: Hiram-betsovetso]
2manetsiketsika ny mponina amin' ny olana mikasika ny fampandrosoana ny tany ama-monina; [SeFaFi , 2007/10/19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31