Teny iditra maneva
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mañeva ] [Tambahoaka, Tanala] mendrika, manendrika [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] manendrika [Rakotosaona 1972]
 [ mañeva ] [Bara] mifanentana, manendrika [Rakotosaona 1972]
 Manendrika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
maneva
naneva
haneva
Teny nalaina 

2010/05/14