Teny iditra | 1 maneva |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Tanala]
[mañeva] mendrika, manendrika 4 [1.78] [Taisaka] manendrika 5 [1.78] [Bara] [mañeva] mifanentana, manendrika 6 [1.1] Manendrika |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny maneva io |
Fivaditsoratra | 12 mañave, maneva |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |