Teny iditra manevitevika (tevitevika (tevika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manevitevika, manevitevik', manevitevi-
Ny lasa : nanevitevika, nanevitevik', nanevitevi-
Ny hoavy : hanevitevika, hanevitevik', hanevitevi-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20