Teny iditra | 1 manezaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manenjana, maninjitra Manao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Nanezaka ise tamin' itỳ volana itỳ matoa nahazo voalohany Manomboka: Nanezaka nitomany ilay zaza raha vao lasa reniny Maka an-keriny; manao angovy: Aza manezaka zavatr' olona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to strive hard |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] faire un gros effort |
Fototeny | 6 ezaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 manezaka, namezaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |