Teny iditra mangady (hady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Mihady [1.78]
  [Tanala] Mihady, manala avy ao anaty lavaka [1.78]
 Mandoaka, mitrandraka amin' ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io, fa soloana ity manaraka itỳ: mihady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To dig, to delve. (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangady
Ny lasa : nangady
Ny hoavy : hangady
Filaza mandidy : mangadia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20