Teny iditra mangafoka (hafoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maimaina kely rano
Tsy mifatratra tsara fa mibohabohaka
Makafoka
Mararirary toa maimaina ny ambavafo [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20