Teny iditra (1/2) | 1 mangaka |
Fototeny | 2 haka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] light, brilliant, luminous, dimly conspicuous. |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 7 mangàka |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.13] misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.13] fêlure, fêlé |
Fivaditsoratra | 11 makanga, mangàka, mangaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |