|
|
|
|

Teny iditra1  mangalahala
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny rano madio fotsy toy ny azo itarafana, madio dia madio, mangarangarana: Rano mangalahala
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] glittering, shining, as quicksilver.
Fototeny  5  halahala

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11