Teny iditra mangalakalake
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mihozongozona nefa tsy afaka miala: Mangalakalake tsy ho afake diakoa masompoja (mihozongozona nefa tsy afaka toa masom-poza) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31