Teny iditra mangalatra (halatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka ny tsy an' ny tena: Fahotana ny mangalatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to steal, to pilfer, to rob. [Richardson 1885]
 to steal, to rob [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay voler, piller [Hallanger 1974]
Endriteny 
mangalatra
nangalatra
hangalatra
mangalara
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05