Teny iditra mangalihaly
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mainty mamiratra toy ny voangaly [2.285]
Ohatra 
1Ty vetson' ny tany miantso hifamaly Henoy re, ry rahona, mangalihaly. [2.285]
2Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31