|
|
|
|

Teny iditra1  manganohano ny ranomaso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo
Singan-teny  4  manganohano, ranomaso
Tovy hevitra  5  mihandrohandro ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10