Teny iditra | 1 mangarangarana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy misy loto, tsy misy zavatra miharo aminy, mangalahala: Rano madio mangarangarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] used of anything like a very clean piece of cloth, so clean as to be transparent, or of very clear water. |
Fototeny | 5 harangarana |
Tovy hevitra | 6 mangarana |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny mangarangarana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |