Teny iditra | mangaritse | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mangarika, mangala-pijery: Tsidikolon-dohaena ko sy tape mifangaritse dia ny soañe ro apetrake (Tsidik'olon-tsy havana ka rehefa nifankahita dia manao veloma) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |