|
|
|
|

Teny iditra1  mangarom-bava
Singan-teny  2  mangarona, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mampiditra ny tanana ao anaty vava
maka fanahy: milaza teny vitsivitsy izay toa sintonina indray, ka ny tetehina amin' izany dia ny hitenenan' ilay iresahana betsaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to ask prying and indiscreet questions
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.415.fr#6452] L' homme confus met les doigts dans sa bouche. Geste ordinaire de confusion
7  [1.8] poser des qestions indiscrètes

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07