|
|
|
|

Teny iditra1  mangarom-bilany
Singan-teny  2  mangarona, vilany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mitsaba-bilany (ny mitsaba-bilany dia tsy fanaon' ny olona ary tena mahamenatra raha any an-tranon' olona fa mampiahiahy sao manisy mosavy)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07