Teny iditra | mangasihasy (hasihasy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatsiaro ho voa sy menamenatra noho ny tsy nahazoana izay nantenaina: Tsy nahazo loka Ibalita ka nangasihasy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To be timid [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | être confus ( gaina) [1.54] | |
être timide, confus [1.8] | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mangasihasy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |