Teny iditra | 1 mangata-drano |
Singan-teny | 2 mangataka, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fiteny taloha enti-milaza ny iray amin' ny olona roa mifamaly na miady, ka mangataka fampinomana hitsara ny adin' izy roa tonta |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |