Teny iditra mangataka ny ho fara
Singan-teny mangataka ; ho ; fara
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mangataka zazavavy ho vady mba hananana solofo sy dimby [1.1]
Tovy hevitra mangata-bady

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17